aza matahotra

aza matahotra
nanao film koa t@ io aaaaaaaaaa! TANDREMO MANOFY RATSY A!!!!!!!!!!!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 04 novembre 2009 07:16

Mandende

Mandende
izany rehefa tsy misy atao eeeeee! nande tany TALATAN VOLONONDRY mlay ny maka rivotra any a!a!a!a!a!a!a!a!!a! NDAO RAHA ANDE
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 04 novembre 2009 07:05

jaksss

jaksss
salut nareo zany zay tà nanao film io film io de nalefa t@ fifaninanana tao @ ccac palt du jours ny titre may sa ahoana ho ianao?
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 04 novembre 2009 06:34

Modifié le mercredi 04 novembre 2009 07:15

izany

izany
izany ny karazana kaly rehefa milasy tsy tokony ahy mihitsy rehefa avy milasy aaaaa! aza tao anizao ny kaly rehefa nay andasy fa mankarary kibo a! aza MITSIRIRITRA FA MANDRAHO A!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 17 juin 2009 08:14

MILAY ILAY IZY A!

MILAY ILAY IZY A!
[c=#111111 Izany ny sary tany Talatanivolonondry e ! milay a! io nade nanao filankevitra io ny zavatra natao tany dia nanala azy sy nanao sakafo milay Be
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 17 juin 2009 07:55

Modifié le mercredi 17 juin 2009 08:08